Isaia 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia i Syria avy any atsinanana+ sy ny Filistinina avy any aoriana,+ izay nanoka-bava handrapaka ny Israely.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:12 ip-1 134, 136-137 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:12 Faminanian’i Isaia I, p. 134, 136-137
12 dia i Syria avy any atsinanana+ sy ny Filistinina avy any aoriana,+ izay nanoka-bava handrapaka ny Israely.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+