Isaia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mirehitra ny tany noho ny fahatezeran’i Jehovah Tompon’ny tafika, ary hatao kitay ny olona.+ Tsy hisy haneho fangorahana na amin’ny rahalahiny aza.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:19 ip-1 139-140 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:19 Faminanian’i Isaia I, p. 139-140
19 Mirehitra ny tany noho ny fahatezeran’i Jehovah Tompon’ny tafika, ary hatao kitay ny olona.+ Tsy hisy haneho fangorahana na amin’ny rahalahiny aza.+