Isaia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:12 g 12/10 27-28; ip-1 147-148 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:12 Mifohaza!,12/2010, p. 27-28 Faminanian’i Isaia I, p. 147-148
12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+