Isaia 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miantsoantso i Hesbona sy Elale,+ ka re hatrany Jahaza+ ny feony. Noho izany, dia mihiaka mafy foana ireo miaramilan’i Moaba. Tora-kovitra ilay firenena.
4 Miantsoantso i Hesbona sy Elale,+ ka re hatrany Jahaza+ ny feony. Noho izany, dia mihiaka mafy foana ireo miaramilan’i Moaba. Tora-kovitra ilay firenena.