Isaia 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanjary ho zava-masina eo anatrehan’i Jehovah anefa ny tombony azony sy ny karamany.+ Tsy hotehirizina na hangonina izany. Homena an’izay mitoetra eo anatrehan’i Jehovah mantsy ny karamany,+ mba hahazoana sakafo mahavoky sy fitafiana mihaja.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:18 ip-1 254 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:18 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 254
18 Hanjary ho zava-masina eo anatrehan’i Jehovah anefa ny tombony azony sy ny karamany.+ Tsy hotehirizina na hangonina izany. Homena an’izay mitoetra eo anatrehan’i Jehovah mantsy ny karamany,+ mba hahazoana sakafo mahavoky sy fitafiana mihaja.+