Isaia 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 35:6 re 303; ip-1 373-375, 378-381; w96 15/2 11-12, 16, 18 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Apokalypsy, p. 303 Faminanian’i Isaia I, p. 373-375, 378-381 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1996, p. 11-12, 16, 18
6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina.
35:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Apokalypsy, p. 303 Faminanian’i Isaia I, p. 373-375, 378-381 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1996, p. 11-12, 16, 18