Isaia 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha hoy kosa ianao hoe: ‘I Jehovah Andriamanitray no itokisanay!’ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo’?”’+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 36:7 ip-1 386 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:7 Faminanian’i Isaia I, p. 386
7 Raha hoy kosa ianao hoe: ‘I Jehovah Andriamanitray no itokisanay!’ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo’?”’+