Isaia 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Mangìna ka mihainoa ahy, ry nosy.+ Aoka hahazo hery indray ireo firenena.+ Aoka izy ireo hanatona,+ ka hiteny. Ary andao isika ho any amin’ny fitsarana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 41:1 ip-2 17 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:1 Faminanian’i Isaia II, p. 17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1988, p. 14
41 “Mangìna ka mihainoa ahy, ry nosy.+ Aoka hahazo hery indray ireo firenena.+ Aoka izy ireo hanatona,+ ka hiteny. Ary andao isika ho any amin’ny fitsarana.+