Isaia 43:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona+ anao, ry Jakoba, sy ilay Mpamolavola+ anao, ry Israely: “Aza matahotra fa efa navotako ianao.+ Nantsoiko tamin’ny anaranao ianao,+ ary ahy ianao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 43:1 ip-2 47 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 43:1 Faminanian’i Isaia II, p. 46-48
43 Koa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona+ anao, ry Jakoba, sy ilay Mpamolavola+ anao, ry Israely: “Aza matahotra fa efa navotako ianao.+ Nantsoiko tamin’ny anaranao ianao,+ ary ahy ianao.+