Isaia 44:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ataon’olona kitay izany, ka akany hamindroana. Mandrehitra afo izy ka manao mofo. Manamboatra andriamanitra hiankohofany koa anefa izy.+ Eny, ataony sary sokitra+ izany ary iankohofany.
15 Ataon’olona kitay izany, ka akany hamindroana. Mandrehitra afo izy ka manao mofo. Manamboatra andriamanitra hiankohofany koa anefa izy.+ Eny, ataony sary sokitra+ izany ary iankohofany.