Isaia 60:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao ary tsy hihena ny volana manazava anao, satria i Jehovah no ho fahazavanao+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 60:20 re 309; w02 1/7 18; ip-2 318-319 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 60:20 Apokalypsy, p. 309 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2002, p. 18 Faminanian’i Isaia II, p. 318-320
20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao ary tsy hihena ny volana manazava anao, satria i Jehovah no ho fahazavanao+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+