Isaia 66:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 66:2 bt 49; ip-2 391-393 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 66:2 Torio, p. 49 Faminanian’i Isaia II, p. 391-393
2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+