Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 66:17 ip-2 405-406 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 66:17 Faminanian’i Isaia II, p. 405-406
17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.