Jeremia 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izaho anefa namboly anao mba ho voaloboka mena faran’izay tsara,+ eny, karazam-boa tena izy. Koa ahoana no nampiova anao ho sampam-boalobokadia sy ratsy?’+
21 Izaho anefa namboly anao mba ho voaloboka mena faran’izay tsara,+ eny, karazam-boa tena izy. Koa ahoana no nampiova anao ho sampam-boalobokadia sy ratsy?’+