Jeremia 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy izy ireo amin’ny hazo: ‘Ianao no raiko’,+ ary amin’ny vato: ‘Ianao no niteraka ahy.’ Fa izaho kosa nomeny lamosina, fa tsy natrehiny.+ Hilaza amiko anefa izy ireo amin’ny fotoana mahory azy hoe: ‘Mitsangàna ka vonjeo izahay!’+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:27 Fandalinana, Boky 2,
27 Hoy izy ireo amin’ny hazo: ‘Ianao no raiko’,+ ary amin’ny vato: ‘Ianao no niteraka ahy.’ Fa izaho kosa nomeny lamosina, fa tsy natrehiny.+ Hilaza amiko anefa izy ireo amin’ny fotoana mahory azy hoe: ‘Mitsangàna ka vonjeo izahay!’+