Jeremia 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:14 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 12, 171/1/1987, p. 19
14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+