Jeremia 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+ noho izay any an-tsainy.+ Tsy nihaino izay nolazaiko mantsy izy, sady tsy niraharaha ny lalàko.”+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:19 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 13
19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+ noho izay any an-tsainy.+ Tsy nihaino izay nolazaiko mantsy izy, sady tsy niraharaha ny lalàko.”+