Jeremia 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “I Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ no nanambara loza hamelezana anao, noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda mba hampahatezitra ahy, dia ny nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.”+
17 “I Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ no nanambara loza hamelezana anao, noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda mba hampahatezitra ahy, dia ny nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.”+