5 Olona aza no niara-nihazakazaka taminao, dia nandreraka anao. Koa ahoana moa no hahafahanao hifaninana amin’ny soavaly?+ Mandry feizay ve ianao ao amin’ny tany tsy misy ady?+ Koa ahoana no hataonao rehefa ao amin’ny kirihitrala matevina eny amoron’i Jordana+ ianao?