Jeremia 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Inona no holazainao rehefa hitodika manokana aminao izy,+ nefa ianao no nampianatra azy noho izy namanao akaiky hatrany am-boalohany?+ Tsy hanaintaina mafy toy ny vehivavy mihetsi-jaza efa hiteraka+ ve ianao?
21 Inona no holazainao rehefa hitodika manokana aminao izy,+ nefa ianao no nampianatra azy noho izy namanao akaiky hatrany am-boalohany?+ Tsy hanaintaina mafy toy ny vehivavy mihetsi-jaza efa hiteraka+ ve ianao?