Jeremia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”
4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”