Jeremia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nihaino an’i Jeremia i Pasora mpisorona, taranak’i Imera,+ rehefa nilaza izany faminaniana izany izy. Lehiben’ny mpiadidy tao an-tranon’i Jehovah+ io Pasora io.
20 Nihaino an’i Jeremia i Pasora mpisorona, taranak’i Imera,+ rehefa nilaza izany faminaniana izany izy. Lehiben’ny mpiadidy tao an-tranon’i Jehovah+ io Pasora io.