Jeremia 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hitako ny zavatra tsy mety ataon’ireo mpaminanin’i Samaria.+ Maminany amin’ny anaran’i Bala+ izy ireo, ary ataony foana izay hampaniasia ny Israely oloko.+
13 “Hitako ny zavatra tsy mety ataon’ireo mpaminanin’i Samaria.+ Maminany amin’ny anaran’i Bala+ izy ireo, ary ataony foana izay hampaniasia ny Israely oloko.+