Jeremia 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, hipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery+ hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy.+
19 Hifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, hipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery+ hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy.+