Jeremia 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Aoka anefa ianareo tsy hiteny intsony+ hoe enta-mavesatr’i+ Jehovah, fa ny tenin’ny tsirairay ihany no ho enta-mavesatra ho an’ny tenany.+ Efa novanareo ny tenin’ilay Andriamanitra velona,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika sady Andriamanitsika.
36 Aoka anefa ianareo tsy hiteny intsony+ hoe enta-mavesatr’i+ Jehovah, fa ny tenin’ny tsirairay ihany no ho enta-mavesatra ho an’ny tenany.+ Efa novanareo ny tenin’ilay Andriamanitra velona,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika sady Andriamanitsika.