Jeremia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hitsinjo azy ireo ny masoko,+ ary hampodiko eto amin’ity tany ity izy ireo,+ ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:6 w94 1/3 14-15, 17 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 14-15, 171/4/1986, p. 19
6 Dia hitsinjo azy ireo ny masoko,+ ary hampodiko eto amin’ity tany ity izy ireo,+ ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+