Jeremia 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hotanterahiko amin’izany tany izany ny teny rehetra nanamelohako azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity, araka ny faminaniana nambaran’i Jeremia mba hanamelohana ny firenena rehetra.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:13 w94 1/3 20 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 20
13 Ary hotanterahiko amin’izany tany izany ny teny rehetra nanamelohako azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity, araka ny faminaniana nambaran’i Jeremia mba hanamelohana ny firenena rehetra.+