16 Izao no nolazaiko tamin’ny mpisorona sy ny vahoaka manontolo: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay milaza aminareo hoe: “Ho tafaverina tsy ho ela avy any Babylona ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah!”+ Fa lainga ny faminaniana lazainy aminareo.+