Jeremia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy koa i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania+ mpaminany: “Henoy ny teniko, azafady, ry Hanania! Tsy naniraka anao i Jehovah, fa ianao no nahatonga an’ity vahoaka ity hatoky lainga.+
15 Hoy koa i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania+ mpaminany: “Henoy ny teniko, azafady, ry Hanania! Tsy naniraka anao i Jehovah, fa ianao no nahatonga an’ity vahoaka ity hatoky lainga.+