Jeremia 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manambadia ka miteraha zazalahy sy zazavavy.+ Akao vady ny zanakareo lahy ary ampanambadio ny zanakareo vavy mba hiteraka zazalahy sy zazavavy. Ary aoka hihabetsaka ianareo fa tsy hihavitsy.
6 Manambadia ka miteraha zazalahy sy zazavavy.+ Akao vady ny zanakareo lahy ary ampanambadio ny zanakareo vavy mba hiteraka zazalahy sy zazavavy. Ary aoka hihabetsaka ianareo fa tsy hihavitsy.