Jeremia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+
3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+