Jeremia 36:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Angamba hohenoin’ny taranak’i Joda ihany ny loza rehetra eritreretiko hatao aminy.+ Amin’izay dia hiala amin’ny lalan-dratsiny ny tsirairay,+ ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+
3 Angamba hohenoin’ny taranak’i Joda ihany ny loza rehetra eritreretiko hatao aminy.+ Amin’izay dia hiala amin’ny lalan-dratsiny ny tsirairay,+ ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+