Jeremia 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nihaino anefa izy ireo+ na nanongilan-tsofina, ka tsy niala tamin’ny ratsy nataony fa mbola nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa+ ihany.
5 Tsy nihaino anefa izy ireo+ na nanongilan-tsofina, ka tsy niala tamin’ny ratsy nataony fa mbola nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa+ ihany.