Jeremia 44:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary na hatramin’izao andro izao aza dia mbola tsy manetry tena izy ireo+ na matahotra.+ Mbola tsy arahin’izy ireo koa ny lalàna+ sy fitsipika nomeko anareo sy ny razanareo.’+
10 Ary na hatramin’izao andro izao aza dia mbola tsy manetry tena izy ireo+ na matahotra.+ Mbola tsy arahin’izy ireo koa ny lalàna+ sy fitsipika nomeko anareo sy ny razanareo.’+