Jeremia 44:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hataoko ampamoaka ireo mipetraka atỳ Ejipta, sahala amin’ny nanaovako ampamoaka an’izay tao Jerosalema, ka namelezako azy ireo tamin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.+
13 Hataoko ampamoaka ireo mipetraka atỳ Ejipta, sahala amin’ny nanaovako ampamoaka an’izay tao Jerosalema, ka namelezako azy ireo tamin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.+