Jeremia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanjary toy ny andian’ondry efa ho faty ny oloko.+ Nampirenireny azy ny mpiandry azy.+ Nentin’ireny tany an-tendrombohitra izy ireo.+ Teny an-tendrombohitra sy teny an-kavoana no nandehanan’izy ireo, ka nohadinoiny ilay toerana nialany sasatra.+
6 Nanjary toy ny andian’ondry efa ho faty ny oloko.+ Nampirenireny azy ny mpiandry azy.+ Nentin’ireny tany an-tendrombohitra izy ireo.+ Teny an-tendrombohitra sy teny an-kavoana no nandehanan’izy ireo, ka nohadinoiny ilay toerana nialany sasatra.+