Jeremia 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mandosira ka mialà ao Babylona, ary mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Aoka ianareo ho toy ny osilahy* mandeha eo alohan’ny ondry aman’osy.+
8 “Mandosira ka mialà ao Babylona, ary mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Aoka ianareo ho toy ny osilahy* mandeha eo alohan’ny ondry aman’osy.+