Jeremia 50:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hitodika manokana amin’ny mpanjakan’i Babylona sy ny taniny aho, sahala amin’ny nataoko tamin’ny mpanjakan’i Asyria.+
18 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hitodika manokana amin’ny mpanjakan’i Babylona sy ny taniny aho, sahala amin’ny nataoko tamin’ny mpanjakan’i Asyria.+