Jeremia 50:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Midira ao aminy, ianareo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra.+ Sokafy ny trano fitehirizam-bokany.+ Ataovy mivangongo toy ny antontam-bokatra miavosa ny harenany.+ Aringano tanteraka izy,+ ka aza avela hisy hiangana.+
26 Midira ao aminy, ianareo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra.+ Sokafy ny trano fitehirizam-bokany.+ Ataovy mivangongo toy ny antontam-bokatra miavosa ny harenany.+ Aringano tanteraka izy,+ ka aza avela hisy hiangana.+