Jeremia 50:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Hifanandrina aminao aho,+ Rafireharehana+ ô”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony,+ “fa ho tonga tokoa ny andronao, dia ny fotoana hifantohako aminao. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:31 Fandalinana, Boky 2,
31 “Hifanandrina aminao aho,+ Rafireharehana+ ô”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony,+ “fa ho tonga tokoa ny andronao, dia ny fotoana hifantohako aminao.