Jeremia 51:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+ ka izaho mihitsy no hamaly izay nataony taminao.+ Hataoko ritra ny ranomasina ao aminy ary hataoko maina ny lavadranony.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:36 Fandalinana, Boky 2,
36 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+ ka izaho mihitsy no hamaly izay nataony taminao.+ Hataoko ritra ny ranomasina ao aminy ary hataoko maina ny lavadranony.+