Jeremia 51:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 “Hihoby ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo, noho izay hanjo an’i Babylona.+ Ho tonga avy any avaratra mantsy ny mpandroba azy”,+ hoy i Jehovah. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:48 Fandalinana, Boky 2,
48 “Hihoby ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo, noho izay hanjo an’i Babylona.+ Ho tonga avy any avaratra mantsy ny mpandroba azy”,+ hoy i Jehovah.