Ezekiela 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hohaninao toy ny mofo boribory natao tamin’ny vary orza+ ilay izy, ary dikin’olona+ mivaingambaingana sy efa maina no hataonao kitay handrahoanao azy, eo imason’izy ireo.” Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:12 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 12
12 “Hohaninao toy ny mofo boribory natao tamin’ny vary orza+ ilay izy, ary dikin’olona+ mivaingambaingana sy efa maina no hataonao kitay handrahoanao azy, eo imason’izy ireo.”