Ezekiela 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+
6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+