7 “Dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Koa satria sarotra fehezina+ mihoatra noho ireo firenena manodidina anareo ianareo, ka tsy nitandrina ny lalàko na nanatanteraka ny didim-pitsarako,+ fa ny didim-pitsaran’ireo firenena manodidina anareo indray no notanterahinareo,+