FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handatsa+ sy hanevateva+ anao ny firenena manodidina anao, ka ho anatra+ ho azy ianao ary hihorohoro izy ireo noho izay nanjo anao, rehefa hampihariko eo aminao ny didim-pitsarako. Ho tezitra sy vinitra ary hananatra anao amin-katezerana aho amin’izay fotoana izay.+ Izaho Jehovah no miteny izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara