Ezekiela 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho afa-mandositra ireo afa-mandositra,+ ary ho toy ny voromailala eny an-dohasaha izy ireo,+ eny an-tendrombohitra. Samy hitoreo toy ny voromailala izy rehetra noho ny fahadisoany.
16 Ho afa-mandositra ireo afa-mandositra,+ ary ho toy ny voromailala eny an-dohasaha izy ireo,+ eny an-tendrombohitra. Samy hitoreo toy ny voromailala izy rehetra noho ny fahadisoany.