-
Ezekiela 7:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “‘Hatsipiny eny an-dalana ny volafotsiny, ary haharikoriko azy ny volamenany. Tsy hahavonjy azy na ny volafotsiny na ny volamenany, amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Tsy ho afa-po izy ireo ary tsy ho voky ny kibony, satria nanjary vato mahatafintohina azy ny harenany, ka nahatonga azy hanao fahadisoana.+
-