Ezekiela 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy indray izy tamiko: “Ry zanak’olona, hitanao ve ny zavatra tena maharikoriko ataon’izy ireo,+ dia ny zavatra ataon’ny taranak’Israely eto mba hanalavirako ny toerako masina?+ Mbola hahita zavatra hafa tena maharikoriko koa anefa ianao.”
6 Hoy indray izy tamiko: “Ry zanak’olona, hitanao ve ny zavatra tena maharikoriko ataon’izy ireo,+ dia ny zavatra ataon’ny taranak’Israely eto mba hanalavirako ny toerako masina?+ Mbola hahita zavatra hafa tena maharikoriko koa anefa ianao.”