Ezekiela 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Horovitiko ny voalinareo, ary hovonjeko avy eny an-tananareo ny oloko, ka tsy ho toy ny haza eny an-tananareo intsony. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.+
21 Horovitiko ny voalinareo, ary hovonjeko avy eny an-tananareo ny oloko, ka tsy ho toy ny haza eny an-tananareo intsony. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.+